|
|
|
|

Teny iditra1  fanatonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanakaikezana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#225] L’action de s'approcher, la cause
Ohatra  5  [4.27#] Tsy nisy toraka izany koa ny fanatonana ny Filankevi-Pirenena momba ny Asa tamin' ny didim-panjakana lah.
6  [2.472#] Betsaka ny zavatra natao : fangatahana lalana, fanatonana ny polisy, fanomanana ny vata, fitadiavana fiarakodia.
Fototeny  7  hatona

Fivaditsoratra  8  antafonana, fanatonana, faon-tanana, foantañana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21