|
|
|
|

Teny iditra1  fanatonena
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Ohatra  5  [2.4] Ela fiasa kokoa ilay pilina, nefa dia fanatonena indray no tena vokany : ireny olona nitabataba sy nitrifantrifana fihetsika teo ireny, rahefa nihinana azy tokony ho roapolo minitra, dia lasa mandry endrika, milamina fiteny amam-panao;

Fivaditsoratra  6  fanatonena, fanetonana, fantenanao

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29