Teny iditra fanatotongana (totongana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatotongana, manohoka, mampihilana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatotongana (totongana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atotongana [Rajemisa 1985]

2009/02/23