Teny iditra fanatrabahana (trabaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanatrobahana, fandentehana zava-maranitra lalina ao anaty nofo, fanindronana higorobaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05