Teny iditra fanatrebika (trebika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatrebika, manindrona amin' ny zava-maranitra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatrebika (trebika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo trebehina [Rajemisa 1985]

2009/02/23