Teny iditra fanatrehana (atrika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay L’action d’assister, la présence [1.3]
Ohatra 
1Nitombo fahasalamana tokoa Rasoa ka dia ny fanatanjaha-tsaina amin' ny fanatrehana adidy sisa no imasoana. [2.470]
2Rehefa misy fahoriana mihatra amin' ny firenena na faritany, tokony hiray hina ny mponina ary hifanampy amin' ny fanatrehana izany fahoriana izany. [2.472]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07