Teny iditra | fanatrosina (trosina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomba entina manatrosina, mampianjera (olona) ka ny lohany mipòka aloha amin' ny tany [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanatrosina (trosina) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Azo atrosina [Rajemisa 1985] | |
2009/02/23 |
![]() |