Teny iditra fanatsaikona (tsaikona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsaikona, fampanao tsaikona [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsaikona (tsaikona)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsaikona, azo ampanaovina tsaikona [Rajemisa 1985]

2009/02/23