Teny iditra fanatsapaka (tsapaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsapaka, mandentika (zavatra) ao anaty [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsapaka (tsapaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsapaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23