Teny iditra fanatsatsiaka (tsatsiaka)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manatsatsiaka, mandrovitra zavatra izay heno mitsiaka
Azo atsatsiaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14