Teny iditra fanatsatsoana (tsatso)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampihenana tsiro; fanampohan-drano; fandefena; fanaratsiana: Henoko ihany ny fanatsatsoanareo ny zavatra vitanay [Rajemisa 1985]

2009/02/23