Teny iditra fanatsefaka (tsefaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsefaka, mamaky, mampitriatra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsefaka (tsefaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tsefahina [Rajemisa 1985]

2009/02/23