Teny iditra fanatseforana (tsefotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapoahana vanja amin' olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany [Rajemisa 1985]

2009/02/23