Teny iditra fanatseforana (tsefotra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanapoahana vanja amin' olona; fandefasana rivotra na rano ao anaty zavatra ka mipoaka ny fivoahan' izany rivotra na rano izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05