Teny iditra | fanatsefotra (tsefotra) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manatsefotra, manapoaka vanja amin' olona, mandefa rivotra na rano ao anaty zavatra izay mipoaka Azo tseforana [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14 |