Teny iditra fanatselaka (tselaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatselaka, mampirehitra haingana dia haingana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatselaka (tselaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo tselarana [Rajemisa 1985]

2009/02/23