Teny iditra fanatsihana (hatsika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiantsoana amin' ny fihetsiky ny loha na ny tanana; famahanana, famaikana ny fembasy [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsihana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fitaovana misy makarakara entina mampitsika ny rano [SLP 1986]
Famaritana frantsay égouttoir [SLP 1986]

2010/05/06