Teny iditra (1/2) | 1 fanatsikera |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#767] manière de diviser |
Fototeny | 5 tsikera |
Teny iditra (2/2) | 6 fanatsikera |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Azo tsikeraina |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#767] ce qu'on peut diviser |
Fototeny | 10 tsikera |
Fivaditsoratra | 11 fanatsikera, narefatsika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |