|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanatsikera
Fototeny  2  tsikera
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina manatsikera, mampisaratsaraka mba tsy hamela hifatratra; fomba entina mivaofy
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#767] manière de diviser

Teny iditra (2/2)6  fanatsikera
Fototeny  7  tsikera
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Azo tsikeraina
Fanazavàna teny frantsay  10  [1.3#767] ce qu'on peut diviser

Fivaditsoratra  11  fanatsikera, narefatsika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20