Teny iditra fanatsingadina (tsingadina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsingadina, mamotraka, mandavo, manakodia amin' ny tany [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsingadina (tsingadina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsingadina [Rajemisa 1985]

2009/02/23