Teny iditra fanatsingoana (tsingoana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manatsingoana, manjera (zavatra) ka ny vodiny no lasa ambony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05