Teny iditra fanatsirara (tsirara)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsirara, mandavo mitsilany, ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsirara (tsirara)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsirara [Rajemisa 1985]

2009/02/23