Teny iditra fanatsoboka (tsoboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsoboka, mandentika, mampiditra anaty rano [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanatsoboka (tsoboka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo atsoboka [Rajemisa 1985]

2009/02/23