Teny iditra fanatsofana (tsofa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapahana amin' ny tsofa [Rajemisa 1985]
 fanapahana na famakiana hazo na vy amin'ny tsofa [SLP 1986]
Famaritana frantsay sciage [SLP 1986]

2009/09/09