Teny iditra fanatsororoka (tsororoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina manatsororoka, mandefa hidina mahitsy mankamin' ny ambany [Rajemisa 1985]

2009/02/23