Teny iditra fanavatsavana (tsavatsava)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy fandehanana amin' ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka [Rajemisa 1985]

2009/02/23