Teny iditra | 1 fanavatsavana |
Fototeny | 2 tsavatsava |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy fandehanana amin' ny tena lalana fa manapatapaka manao hitsin-dalana hatraiza hatraiza; fandehanana amin' ny toerana tsy misy sori-dalana masaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |