Teny iditra | fanavenavena (venavena) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manasavenavena, mampitanatana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on peut ouvrir, écarter, rendre béant, manière d’ouvrir [1.3] | |
Tovy hevitra | fanasavenavena | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29 |