|
|
|
|

Teny iditra1  fandady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandady, izany hoe mikisaka amin' ny tany, mandeha amin' ny tongotra sy ny tanana, mananika
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#367] La manière de ramper
Fototeny  5  lady

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11