|
|
|
|

Teny iditra1  fandafarana
Fototeny  2  lafatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanoherana: Faly aho fa tsy nisy fandafarana ny hevitrao
Fiadiana mifanao andaniny sy an-kilany: Tsy tsara mihitsy ny fandafaran' ny iray tampo
5  [1.13] fametrahana miambaratonga
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] gradation
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20