Teny iditra fandafihana (lafika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana lafika na zavatra atao fanambanin-javatra hafa: Mba hisakano ny fahamandoana matetika no anton' ny fandafihana ny zavatra mipetraka ambany rihana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de mettre quelque choses dessous [1.3]
Ohatra Raha manana izao, ka fampitsoahana no ianteherana ary fanatsatso rano sy fandafihana no antenaina hitokiana ho enti-minona handresy tangena, tsy mahamasina izany hianao [2.857]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07