Teny iditra | 1 fandahatra |
Fototeny | 2 lahatra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandahatra, izany hoe mametraka zavatra na olona mahitsy tomandavana, na mandamina, na manao kabary: Tsy toy izao akory no fandahatra vilia |
Fivaditsoratra | 5 fandahatra, handafatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |