|
|
|
|

Teny iditra1  fandakana
Fototeny  2  lakana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Famelezana amin'ny tongotra: Fandakana baolina
Fitsipahana, izay matetika mariky ny tsy fitiavana ombampaniratsirana: Fandakana ray aman-dreny izany fihetsika izany
Fanoherana: Fandakana miharihary ny hevitro izany teninao izany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11