Teny iditra (1/3) | 1 fandala |
Fototeny | 2 lala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mandala |
Teny iditra (2/3) | 5 fandala |
Fototeny | 6 lala |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Tokony hokarakaraina, hotandremana, hotandrovina: Fandala toy ny vola aman-karena ny firaisan-kina |
Teny iditra (3/3) | 9 fandalà |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Taisaka, Bara]
fisaonana |
Fivaditsoratra | 12 fandalà, fandala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |