Teny iditra | 1 fandalàna |
Fototeny | 2 lala |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
fisaonana 5 [1.1] Ny fotoana isaonana ny vady maty Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy |
Ohatra |
6 [4.27#] Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena. 7 [2.606#] Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". |
Tovy hevitra | 8 fandalaha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |