Teny iditra | 1 fandalàna |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Bezanozano, Sihanaka, Tanosy]
fisaonana 4 [1.1] Ny fotoana isaonana ny vady maty Fitandremana sy titan-drovana, fikarakarana: Zava-dehibe ny fandalàna ny fihavanana amin' ny Malagasy |
Ohatra |
5 [4.27#] Tsy misy intsony na ny tsy fivadihana amin' ny teny nomena, na ny fandalana ny hajan' ny tena. 6 [2.606#] Tsy hay tohaina ny herin' ny vola, ka nahatonga ny olona hiezaka ny hanohitra amin' ny fandalana ny ohateny hoe "aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana". |
Fototeny | 7 lala |
Tovy hevitra | 8 fandalaha |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |