Teny iditra fandalina (lalina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra [Rajemisa 1985]

Teny iditra fandalina (lalina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31