|
|
|
|

Teny iditra1  fandalina
Fototeny  2  lalina
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba entina mandalina na mandavaka any anaty tany lavitra any; tomba entina mamototra fatratra
Azo na tsara halalinina: Hevitra fandalina tokoa izany
Ohatra  5  Noho izany, hanan-danja lehibe eo amin' ny asa ireo fiarahamonina sy harivolana ireo, ka hiantraika eo amin'ny fomba fandalina izany. [2.606#]

Fivaditsoratra  6  fandalañy, fandalina, fandilana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21