Teny iditra | 1 fandalinana |
Fototeny | 2 lalina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'action d'approfondir |
Ohatra |
5 Ary ny fandalinana amim-boky, azo atao rahefa avy miasa izany. [2.4] 6 Tsy naka sarotra ny Ntaolo na dia sarotiny tamin' ny fandalinana aza. [2.245] |
Lohateny |
Fivaditsoratra | 8 fandalinana, fandilanana, nifanadalan |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |