|
|
|
|

Teny iditra1  fandalorana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana
Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#378] L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage
6  [1.3#145] truelle, polissoir
Ohatra  7  [2.470#] Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano.
Fototeny  8  lalotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11