|
|
|
|

Teny iditra1  fandalorana
Fototeny  2  lalotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanosorana feta amin' ny rindrina mba halama tsara tsy hisy marokoroko: Tsy izay rehetra ta handalotra akory dia mahay, fa mita fahaizana manokana ny fandalorana
Fiasana entina mandalotra: Andeha mividy fandalorana, rankizy, fa handalotra isika rahampitso
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A smooth pebble used in polishing pottery; a plastering trowel.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#378] L’action de polir, de crépir, les instruments, la manière du crépissage
7  [1.3#145] truelle, polissoir
Ohatra  8  Nofongarina ireo hazo boribory fandrariana sy vazan' omby fandalorana nimpirina ela tery an-joron-trano. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/07