|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fandama
Fototeny  2  lama
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fomba enti-mandama, na mampilamaka tsara tsy misy avo sy iva, malambolambo tsy misy marokoroko
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] the mode of smoothing

Teny iditra (2/2)6  fandama
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] the secretion called shew. The word in more frequent use for this now is filazana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20