Teny iditra | 1 fandamahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fanaovana ho marin-tampona, mitovy tantana: Naharitra herinandro ny fandamahan' ny fokonolona io tany be kitoantoana io Fandriana tsy afaka miarina: Fandamahana hateloana no vokatry ny fijejojejoana nandihy mandra-maraina Fifotorana amin' ny asa: Tsy hay lazaina ny fandamahany tamin' itỳ asa itỳ fa adiny telo misesy izy teo foana Fikapana (bozaka, herana): Tapak' andro maninjitra izy tany amin' ny fandamahana bozaka tany |
Fototeny | 4 lamaka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |