|
|
|
|

Teny iditra1  fandamaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mandamaka, izany hoe manao marin-tampona, mitovy tantana; fomban' ny olona mandry tsy afaka miarina, fomban' ny olona mifototra amin' ny raharaha
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] la manière de niveler
Fototeny  5  lamaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11