Teny iditra fandambana (lambana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanala] tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny [Rakotosaona 1972]
 Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy
¶ Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany
¶ Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba [Rajemisa 1985]

2012/11/10