|
|
|
|

Teny iditra1  fandambana
Fototeny  2  lambana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Tanala] tsihy kely fametrahan-tsakafo solon-databatra ho an'ny ray aman-dreny ao an-trano na sakafo ho an'ny vahiny
5  [1.1] Fomba entina mandambana na manemitra amin'ny tsihy
Fomba entina mandambana na mamehy (herana na zozoro) amin'ny antontany
Fomba entina mandambana na maka valala amin'ny lamba

Fivaditsoratra  6  fanan-damba, fandambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21