Teny iditra | 1 fandaminana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#381] l'arrangement 5 [1.3#381] manière d'arranger 6 [1.13] implantation, agencement, organisation |
Ohatra |
7 [2.113#] Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? 8 [2.4#] Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. |
Fototeny | 9 lamina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 13 fanamandina, fandaminana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |