|
|
|
|

Teny iditra1  fandaminana
Fototeny  2  lamina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fikarakarana mba hirindra tsara; fanamboarana, fandantoana, fandrindrana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#381] l'arrangement
6  [1.3#381] manière d'arranger
7  [1.13] implantation, agencement, organisation
Ohatra  8  Iza no nanampy azy tamin' ny fandaminana ny foloalindahy? [2.113#]
9  Notereko ny tenako hanaiky izany fandaminana somary tefena izany. [2.4#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  fanamandina, fandaminana

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10