Teny iditra fandanjana (lanja)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fijerena, fanombanana ny havesatry ny zavatra amin' ny alalan' ny mizana
¶ Fandinihana, fiheverana izay mety ho vokatry ny atao; fanombantombanena [Rajemisa 1985]
 fomba entina mamantatra vesatra [SLP 1986]
Famaritana frantsay pesée; mesure de masse [SLP 1986]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2019/12/12