Teny iditra | fandarohana (daroka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fikapohana, fivelesana, fanatontana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'action de frapper [1.3] | |
Tsipelina hafa | fandarofana | |
Fivaditsoratra | fahandroana, fandarohana, fandrahoana, fandroahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |